Archives du blog

Ny Fanamby amin’ny fampielezan-kevitra manaraka izao


Ho avy amin’ny erintaona ny fifidianana raha tsy misy ny sampona. Dia ho tonga indray izany ny fampielezan-kevitra sy ny fotoanan’ny toky fitaky ny mpanao politika : omeko 4L daholo ianareo, telo volana dia voavaha ny olan’ny Jirama, tsy hisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Nombrilisme et décadence intellectuelle


Certains d’entre nous osent raconter qu’en 2002, la HCC gasy a effectué 16 ans avant les kényans la réfutation d’une élection présidentielle. Cependant l’honnêteté serait de raconter d’abord la genèse de la « pseudo HCC » de l’époque qui réfutait cette élection. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny fototry ny fahantrantsika


Betsaka ny olona nandinika mikasika ny tokony ho asan’ny fanjakàna ao anatin’ny firenena iray. Tany amin’ny taonjato faha 16 dia efa nanoratra mikasika izany andriamatoa isany Niccolò Machiavelli sy Jean bodin. Miova arakaraky ny vanimpotoana sy ny toetrandro politika sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

My smart green dream


Martin Luther King rêvait d’une Amérique sans racisme. 16.216 jours après sa déclaration urbi orbi au Lincoln Memorial, un Hussein Barack Obama II, devient le premier noir américain président des USA, mais les Ku Klux Klan  actuellement dirigé par Thomas … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Mba maniry aho »

Cette galerie contient 1 photo.


Ny alarobia 28 aogositra 1964, teo amin’ny Lincoln Memorial, tao Washington DC, USA rehefa nikabary mikasika ny faniriany mba anafoanana ny fanavakavahambolonkoditra ny pasitera Martin Luther King, dia naverimberiny ny fehezanteny hoe « I have a dream ».  Fantany fa hisedra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

De la science à la divination : Einstein un grand mpisikidy


Eintsein Albert est un des plus grand mpisikidy de tout les temps. Une telle affirmation ne relève ni de l’affabulation ni d’une annonce pour racoler les curieux mais tout simplement d’une définition factuelle. Rappelons que le mpisikidy est quelqu’un qui … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny solika biolojika, fanoitra ho fampandrosoana mirary

Cette galerie contient 1 photo.


Nanazava ato amin’ity rohy ity izahay ao amin’ny orinasa Obio Hamy fa raha 35.000.000 Ha ny tany mbola azo volena eto Madagasikara, ka 3.000.000 Ha no efa voavoly, dia 162.000 Ha monja (0,4%) no tany volena amboniny anaovana fifandimbiasam-boly dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire