Archives par mot-clef : taninjanaka

« Mba maniry aho »

Cette galerie contient 1 photo.


Ny alarobia 28 aogositra 1964, teo amin’ny Lincoln Memorial, tao Washington DC, USA rehefa nikabary mikasika ny faniriany mba anafoanana ny fanavakavahambolonkoditra ny pasitera Martin Luther King, dia naverimberiny ny fehezanteny hoe « I have a dream ».  Fantany fa hisedra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Maha malagasy sy ny taninjanaka


Sambany aho mba hanoratra amin’ny tenindrazako eto amin’ity rakitsoratro ity, ka mba miangavy anareo hamela ny eloko raha toa ka misy tsipelina diso satria tsy mba manana mpitsara na mpanitsy hafa no ianareo intsony ka dia manantena ireo rehetra tsara sitrapo … Lire la suite

Publié dans Socios | Tagué , , , | 2 commentaires