Archives par mot-clef : Fampandrosoana

Ny falehovantenako

Cette galerie contient 1 photo.


Izaho tsy maherifo, tsy karazan’irony mihogahoga hoe tsy mila vahiny irony, ary tena leo tanteraka ireo olona be filaza nefa tsy mahavita na inona na inona rehefa tonga eo amin’ny toerany. Fa mitempo ho an’ny fireneko sy ny olona miaina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Aleo hiresaka zava-misy fa tsy angano angano

Cette galerie contient 1 photo.


Tsy ho faly amiko ny anabaviko sy ny rahalahiko mpiaro ny IDE na ny fampiasam-bola vahiny avy any ivelany sady tsy miakina, fa izaho moa tsy dia mandraharaha izay fitempon’ny fon’ny sasany rehefa mino aho fa marina ny lazaiko ary mahasoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire