Archives de catégorie : Politique

Ny Fanamby amin’ny fampielezan-kevitra manaraka izao


Ho avy amin’ny erintaona ny fifidianana raha tsy misy ny sampona. Dia ho tonga indray izany ny fampielezan-kevitra sy ny fotoanan’ny toky fitaky ny mpanao politika : omeko 4L daholo ianareo, telo volana dia voavaha ny olan’ny Jirama, tsy hisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Nombrilisme et décadence intellectuelle


Certains d’entre nous osent raconter qu’en 2002, la HCC gasy a effectué 16 ans avant les kényans la réfutation d’une élection présidentielle. Cependant l’honnêteté serait de raconter d’abord la genèse de la « pseudo HCC » de l’époque qui réfutait cette élection. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Mba maniry aho »

Cette galerie contient 1 photo.


Ny alarobia 28 aogositra 1964, teo amin’ny Lincoln Memorial, tao Washington DC, USA rehefa nikabary mikasika ny faniriany mba anafoanana ny fanavakavahambolonkoditra ny pasitera Martin Luther King, dia naverimberiny ny fehezanteny hoe « I have a dream ».  Fantany fa hisedra ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny solika biolojika, fanoitra ho fampandrosoana mirary

Cette galerie contient 1 photo.


Nanazava ato amin’ity rohy ity izahay ao amin’ny orinasa Obio Hamy fa raha 35.000.000 Ha ny tany mbola azo volena eto Madagasikara, ka 3.000.000 Ha no efa voavoly, dia 162.000 Ha monja (0,4%) no tany volena amboniny anaovana fifandimbiasam-boly dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ary sao dia ianao no olana?


Sarotra amintsika matetika ny manaiky fahadisoana indrindra moa fa avy amin’olona tsy fantatra ny fanakianana. Mba jereo nefa ity indray mitoraka ity fa toa hafahafa toy ny sahafa ary sarotra disoana. Tsy misy tsy manaiky isika mpanaraka politika sy toe-karena fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | 6 commentaires

Aleo hiresaka zava-misy fa tsy angano angano

Cette galerie contient 1 photo.


Tsy ho faly amiko ny anabaviko sy ny rahalahiko mpiaro ny IDE na ny fampiasam-bola vahiny avy any ivelany sady tsy miakina, fa izaho moa tsy dia mandraharaha izay fitempon’ny fon’ny sasany rehefa mino aho fa marina ny lazaiko ary mahasoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

L’homme ou le système


Certaines personnes comme Barak Hussein Obama ou Laza Razafiarison pensent que pour qu’une jeune nation puisse avancer, il faut un système et une institution forte pour encadrer les responsables et les différents acteurs de la société. D’autres comme Kagame ou Sarkozy pensent … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire