Archives de l’auteur : andrianjorar

Malthusianisme, eugénisme et contrôle des naissances


Je suis toujours effaré par les certitudes des jeunes apprenants ou diplômés qui sont si prompts à répandre comme une certitude irréfutable les théories et les conjectures qu’on leur à inculquer en classe. Le peu de temps que j’ai passé … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny falehovantenako

Cette galerie contient 1 photo.


Izaho tsy maherifo, tsy karazan’irony mihogahoga hoe tsy mila vahiny irony, ary tena leo tanteraka ireo olona be filaza nefa tsy mahavita na inona na inona rehefa tonga eo amin’ny toerany. Fa mitempo ho an’ny fireneko sy ny olona miaina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Mila anareo mpahay lalàna mitsangana ny Firenena


Averiko eto amboalohany ny hevitro : BE LOATRA ny adalàna nataon’io fitondràna Rajaonarimampianina io ka rariny tokona raha milahatra andalam-be ny olona, ary rariny loatra raha mangataka fanovàna. Nefa toa ireo antenaina anirina indray no mampivandravandra. Raha tsy hitanisa hafa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ianao YOU

Cette galerie contient 1 photo.


Mahagaga aho ny fahakingan’ny olona nandia fianarana itsikera ny hetsika politika andalambe toy ny amin’izao fotoana izao sy ny fahaizany mitsikera ireo mpanao politika rehefa tsy mahatohitra ny jadona ataon’ny mpitondra. Fa inona ihany izany no tokony atao e? Fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Drone taxi? Très peu pour moi!


Vahana, Cora, Boeing , Uber … tout le monde aujourd’hui se précipite pour créer des taxis volants depuis que le chinois Ehang a créé son taxi volant Ehang 184 . Cette ruée, ou plutôt cette envolée est due aux anticipations des … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | 2 commentaires

Also sprach Anaxagoras


Tous ceux qui ont fait un peu de chimie en secondaire ont a un moment donné entendu parlé de la fameuse phrase d’Antoine Laurent de Lavoisier « Rien ne se perd, rien ne se crée, tout se transforme.». En fait, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fotoanan’ny fahaizana manao safidy

Cette galerie contient 2 photos.


Ny lahatsoratra farany nataoko teto dia mikasika ny fanovàna aingana azontsika mpifidy angatahina an’ireo izay milatsaka ho filohan’ny firenena. Na azo atao aza nefa ny mangataka dia azon’ny mpitondra atao koa ny mody marenina. Ka andeha aza isika ijery endrika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire